# nanorina ny fiangonana Izy ireo no lehilahy izay nampianatra ny olona momba an'i Jesosy ary nandresy lahatra ny olona mba hino an'i Jesosy. # ny fahasoavana izay nomena ahy "fa nalemy fanahy tamiko Andiamanitra" # nanome ... tanana ankavanan'ny fiombonana "nandray ... tahaka ny mpiara-miasa" na "nandray ... tamim-panajana" # tanana ankavanan'ny "ny tanana ankavanan'izy ireo" # hahatsiaro ny mahantra "hiahy ny amin'ny filan'ny mahantra"