plt_tn/gal/02/09.md

451 B

nanorina ny fiangonana

Izy ireo no lehilahy izay nampianatra ny olona momba an'i Jesosy ary nandresy lahatra ny olona mba hino an'i Jesosy.

ny fahasoavana izay nomena ahy

"fa nalemy fanahy tamiko Andiamanitra"

nanome ... tanana ankavanan'ny fiombonana

"nandray ... tahaka ny mpiara-miasa" na "nandray ... tamim-panajana"

tanana ankavanan'ny

"ny tanana ankavanan'izy ireo"

hahatsiaro ny mahantra

"hiahy ny amin'ny filan'ny mahantra"