plt_tn/gal/02/03.md

730 B

ho voafora

Azo atao hoe DH: "mba hisy hamora azy"

Niditra mangingina ireo rahalahy sandoka

"Nisy olona mody kristina niditra tao am-piangonana," na "Nisy olona mody krisitiana nankeo aminay"

hitsikilo ny fahafahana

mijery ny olona mangingina mba hahitana ny fomba fianina'izy ireo amin'ny fahafahana

Naniry ... izy ireo

"Naniry ireo mpitsikilo ireo" na "Ireo rahalahy sandoka ireo dia te"

hanandevo anay

"hahatonga anay ho andevon'ny lalàna." Miresaka ny amin'ny fanerana ny hanaraka ny fomban'ireo Jiosy izay nandidian'ny lalàna i Paoly. Miresaka momba izany toy ny fanadevozana izy. Ny fomba lehibe indrindra dia ny famorana. DH: "hanery anay hankatoa ny lalàna"

tsy nety ny hanaiky

"tsy nety hihaino"