# ho voafora Azo atao hoe DH: "mba hisy hamora azy" # Niditra mangingina ireo rahalahy sandoka "Nisy olona mody kristina niditra tao am-piangonana," na "Nisy olona mody krisitiana nankeo aminay" # hitsikilo ny fahafahana mijery ny olona mangingina mba hahitana ny fomba fianina'izy ireo amin'ny fahafahana # Naniry ... izy ireo "Naniry ireo mpitsikilo ireo" na "Ireo rahalahy sandoka ireo dia te" # hanandevo anay "hahatonga anay ho andevon'ny lalàna." Miresaka ny amin'ny fanerana ny hanaraka ny fomban'ireo Jiosy izay nandidian'ny lalàna i Paoly. Miresaka momba izany toy ny fanadevozana izy. Ny fomba lehibe indrindra dia ny famorana. DH: "hanery anay hankatoa ny lalàna" # tsy nety ny hanaiky "tsy nety hihaino"