plt_tn/gal/02/03.md

24 lines
730 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ho voafora
Azo atao hoe DH: "mba hisy hamora azy"
# Niditra mangingina ireo rahalahy sandoka
"Nisy olona mody kristina niditra tao am-piangonana," na "Nisy olona mody krisitiana nankeo aminay"
# hitsikilo ny fahafahana
mijery ny olona mangingina mba hahitana ny fomba fianina'izy ireo amin'ny fahafahana
# Naniry ... izy ireo
"Naniry ireo mpitsikilo ireo" na "Ireo rahalahy sandoka ireo dia te"
# hanandevo anay
"hahatonga anay ho andevon'ny lalàna." Miresaka ny amin'ny fanerana ny hanaraka ny fomban'ireo Jiosy izay nandidian'ny lalàna i Paoly. Miresaka momba izany toy ny fanadevozana izy. Ny fomba lehibe indrindra dia ny famorana. DH: "hanery anay hankatoa ny lalàna"
# tsy nety ny hanaiky
"tsy nety hihaino"