plt_tn/gal/01/06.md

854 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manome ny antony anoratany ity taratasy ity i Paoly: mampatsiahy azy ireo mba hanohy hahatakatra ny filazantsara hatrany izy.

Gaga aho

"Taitra aho" na "tohina aho." Diso fanantenana i paoly nohon'ny fanaovan'izy ireo izany.

hoe niala faingana tamin'ilay ... filanzantsara hafa

Ireo mety hoe dikany dia 1) "njanona tsy natoky Azy faingana ianareo" na 2) "nivadika taminy faingana izanareo"

ilay niantso anareo

"Andriamanitra, ilay niantso anareo"

niantso

Eto io dia midika fa Andriamanitra dia nanendry na nifidy ny olona mba ho zanany, hanompo Azy, ary hitory ny hafatry ny famonjena amin'ny alalan'i Jesosy.

tamin'ny fahasoavan'i Kristy

"nohon'ny fahasoavan'i Kristy" na "nohon'ny sorona feno fahasoavana nataon'i Kristy"

mitodika amin'ny filanzantsara hafa

"mino filazantsara hafa ianareo"