plt_tn/gal/01/06.md

28 lines
854 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manome ny antony anoratany ity taratasy ity i Paoly: mampatsiahy azy ireo mba hanohy hahatakatra ny filazantsara hatrany izy.
# Gaga aho
"Taitra aho" na "tohina aho." Diso fanantenana i paoly nohon'ny fanaovan'izy ireo izany.
# hoe niala faingana tamin'ilay ... filanzantsara hafa
Ireo mety hoe dikany dia 1) "njanona tsy natoky Azy faingana ianareo" na 2) "nivadika taminy faingana izanareo"
# ilay niantso anareo
"Andriamanitra, ilay niantso anareo"
# niantso
Eto io dia midika fa Andriamanitra dia nanendry na nifidy ny olona mba ho zanany, hanompo Azy, ary hitory ny hafatry ny famonjena amin'ny alalan'i Jesosy.
# tamin'ny fahasoavan'i Kristy
"nohon'ny fahasoavan'i Kristy" na "nohon'ny sorona feno fahasoavana nataon'i Kristy"
# mitodika amin'ny filanzantsara hafa
"mino filazantsara hafa ianareo"