# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manome ny antony anoratany ity taratasy ity i Paoly: mampatsiahy azy ireo mba hanohy hahatakatra ny filazantsara hatrany izy. # Gaga aho "Taitra aho" na "tohina aho." Diso fanantenana i paoly nohon'ny fanaovan'izy ireo izany. # hoe niala faingana tamin'ilay ... filanzantsara hafa Ireo mety hoe dikany dia 1) "njanona tsy natoky Azy faingana ianareo" na 2) "nivadika taminy faingana izanareo" # ilay niantso anareo "Andriamanitra, ilay niantso anareo" # niantso Eto io dia midika fa Andriamanitra dia nanendry na nifidy ny olona mba ho zanany, hanompo Azy, ary hitory ny hafatry ny famonjena amin'ny alalan'i Jesosy. # tamin'ny fahasoavan'i Kristy "nohon'ny fahasoavan'i Kristy" na "nohon'ny sorona feno fahasoavana nataon'i Kristy" # mitodika amin'ny filanzantsara hafa "mino filazantsara hafa ianareo"