plt_tn/gal/01/03.md

520 B

ho an'ny fahotantsika

Ny hoe "fahotana" eto dia maneho ny famaizana nohon'ny fahotana. DH: "nanaisotra ny famaizana mendrika antsika nohon'ny fahotantsika"

mba hanafahany antsika amin'izao andron'ny faharatsiana izao

Eto ny hoe "izao andro ... izao" dia maneho ny hery izay miasa amin'izao andro izao. DH: "mba hanafahany antsika amin'ny herin'ny ratsy izay miasa ankehitriny eto amin'izao tontolo izao"

Andriamanitsika sy Raintsika

Ilazana ny "Andriamanitra Raintsika" io. Izy no Andriamanitra sy raintsika.