# ho an'ny fahotantsika Ny hoe "fahotana" eto dia maneho ny famaizana nohon'ny fahotana. DH: "nanaisotra ny famaizana mendrika antsika nohon'ny fahotantsika" # mba hanafahany antsika amin'izao andron'ny faharatsiana izao Eto ny hoe "izao andro ... izao" dia maneho ny hery izay miasa amin'izao andro izao. DH: "mba hanafahany antsika amin'ny herin'ny ratsy izay miasa ankehitriny eto amin'izao tontolo izao" # Andriamanitsika sy Raintsika Ilazana ny "Andriamanitra Raintsika" io. Izy no Andriamanitra sy raintsika.