plt_tn/gal/01/03.md

12 lines
520 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ho an'ny fahotantsika
Ny hoe "fahotana" eto dia maneho ny famaizana nohon'ny fahotana. DH: "nanaisotra ny famaizana mendrika antsika nohon'ny fahotantsika"
# mba hanafahany antsika amin'izao andron'ny faharatsiana izao
Eto ny hoe "izao andro ... izao" dia maneho ny hery izay miasa amin'izao andro izao. DH: "mba hanafahany antsika amin'ny herin'ny ratsy izay miasa ankehitriny eto amin'izao tontolo izao"
# Andriamanitsika sy Raintsika
Ilazana ny "Andriamanitra Raintsika" io. Izy no Andriamanitra sy raintsika.