plt_tn/ezr/10/01.md

477 B

Raha mbola nivavaka sy niaiky heloka i Ezra...niankohoka

Resahin'i Ezra toy ny hoe olon-kafa ny tenany.

niankohoka

niankohoka faingana amin'ny tany rehefa teo am-pitsanganana

teo anoloan'ny tranon'Andriamanitra

teo anoloan'ny tempoly

Sekania

Adikao tahaka ny tao amin'ny 8:4.

Jehiela

Adikao tahaka ny tao amin'ny 8:8.

Efa tsy nahatoky tamin'Andriamanintray izahay

Io dia natao tahaka ny fiaiken'ny daholobe, fa tsy tahaka ny fanambarana am-pireharehana.