# Raha mbola nivavaka sy niaiky heloka i Ezra...niankohoka Resahin'i Ezra toy ny hoe olon-kafa ny tenany. # niankohoka niankohoka faingana amin'ny tany rehefa teo am-pitsanganana # teo anoloan'ny tranon'Andriamanitra teo anoloan'ny tempoly # Sekania Adikao tahaka ny tao amin'ny 8:4. # Jehiela Adikao tahaka ny tao amin'ny 8:8. # Efa tsy nahatoky tamin'Andriamanintray izahay Io dia natao tahaka ny fiaiken'ny daholobe, fa tsy tahaka ny fanambarana am-pireharehana.