plt_tn/ezr/10/01.md

24 lines
477 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Raha mbola nivavaka sy niaiky heloka i Ezra...niankohoka
Resahin'i Ezra toy ny hoe olon-kafa ny tenany.
# niankohoka
niankohoka faingana amin'ny tany rehefa teo am-pitsanganana
# teo anoloan'ny tranon'Andriamanitra
teo anoloan'ny tempoly
# Sekania
Adikao tahaka ny tao amin'ny 8:4.
# Jehiela
Adikao tahaka ny tao amin'ny 8:8.
# Efa tsy nahatoky tamin'Andriamanintray izahay
Io dia natao tahaka ny fiaiken'ny daholobe, fa tsy tahaka ny fanambarana am-pireharehana.