plt_tn/ezr/09/13.md

635 B

asa ratsinay sy ny fahamelohanay lehibe

Ny anarana hoe "asa" sy "heloka" dia afaka adika ho anarana sy tambinteny. DH: "noho ireo zavatra ratsy nataontsika ary satria tena meloka isika"

nihazona izay mendrika ny helokay ka namela anay ho velona

"Rariny raha hamono anay rehetra Ianao, nefa tsy nanafay anay Ianao fa namela ny sasany taminay ho velona kosa"

tokony handika ireo didinao indray ve izahay ka ...vahoaka vetaveta ireo?

DH: "ho mety tokoa raha mandika ireo didinao ny sasany aminay ka hanao...vahoaka."

Tsy ho tezitra ve Ianao...ho tafandositra?

DH: "Matahotra aho fa sao ho tezitra Ianao...ho tafandositra."