# asa ratsinay sy ny fahamelohanay lehibe Ny anarana hoe "asa" sy "heloka" dia afaka adika ho anarana sy tambinteny. DH: "noho ireo zavatra ratsy nataontsika ary satria tena meloka isika" # nihazona izay mendrika ny helokay ka namela anay ho velona "Rariny raha hamono anay rehetra Ianao, nefa tsy nanafay anay Ianao fa namela ny sasany taminay ho velona kosa" # tokony handika ireo didinao indray ve izahay ka ...vahoaka vetaveta ireo? DH: "ho mety tokoa raha mandika ireo didinao ny sasany aminay ka hanao...vahoaka." # Tsy ho tezitra ve Ianao...ho tafandositra? DH: "Matahotra aho fa sao ho tezitra Ianao...ho tafandositra."