plt_tn/ezr/09/13.md

16 lines
635 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# asa ratsinay sy ny fahamelohanay lehibe
Ny anarana hoe "asa" sy "heloka" dia afaka adika ho anarana sy tambinteny. DH: "noho ireo zavatra ratsy nataontsika ary satria tena meloka isika"
# nihazona izay mendrika ny helokay ka namela anay ho velona
"Rariny raha hamono anay rehetra Ianao, nefa tsy nanafay anay Ianao fa namela ny sasany taminay ho velona kosa"
# tokony handika ireo didinao indray ve izahay ka ...vahoaka vetaveta ireo?
DH: "ho mety tokoa raha mandika ireo didinao ny sasany aminay ka hanao...vahoaka."
# Tsy ho tezitra ve Ianao...ho tafandositra?
DH: "Matahotra aho fa sao ho tezitra Ianao...ho tafandositra."