plt_tn/ezr/08/12.md

884 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity no faran'ny lisitr'ireo anaran-dehilahy.

Amin'ny taranak'i Azgada, dia Johanana zanaka lahin'i Hakatana

Io no zavatra manaraka ao amin'ny lisitra. DH: "Ny mpitarika ireo taranak'i Azgada dia i Johanana zanaka lahin'i Hakatana" na "Johanana zanaka lahin'i Hakatana no mpitarika ireo taranak'i Azgada"

ary nisy 110 lahy voatanisa niaraka taminy

"ary nisy 110 lahy voatanisa niaraka tamin'i Johanana"

Ireo izay avy amin'ny taranak'i Adonikama

Ny teny hoe "ireo" dia manondro an'ireo mpitarika. DH: "Ireo mpitarika ny taranak'i Adonikama"

Azgada

Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 2:11 io anaran-dehilahy io.

Adonikama

Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 2:11 io anaran-dehilahy io.

Bigvay

Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 2:1 io anaran-dehilahy io.

enimpolo...fitopolo

"60 ... 70"