# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity no faran'ny lisitr'ireo anaran-dehilahy. # Amin'ny taranak'i Azgada, dia Johanana zanaka lahin'i Hakatana Io no zavatra manaraka ao amin'ny lisitra. DH: "Ny mpitarika ireo taranak'i Azgada dia i Johanana zanaka lahin'i Hakatana" na "Johanana zanaka lahin'i Hakatana no mpitarika ireo taranak'i Azgada" # ary nisy 110 lahy voatanisa niaraka taminy "ary nisy 110 lahy voatanisa niaraka tamin'i Johanana" # Ireo izay avy amin'ny taranak'i Adonikama Ny teny hoe "ireo" dia manondro an'ireo mpitarika. DH: "Ireo mpitarika ny taranak'i Adonikama" # Azgada Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 2:11 io anaran-dehilahy io. # Adonikama Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 2:11 io anaran-dehilahy io. # Bigvay Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 2:1 io anaran-dehilahy io. # enimpolo...fitopolo "60 ... 70"