plt_tn/ezr/08/12.md

32 lines
884 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity no faran'ny lisitr'ireo anaran-dehilahy.
# Amin'ny taranak'i Azgada, dia Johanana zanaka lahin'i Hakatana
Io no zavatra manaraka ao amin'ny lisitra. DH: "Ny mpitarika ireo taranak'i Azgada dia i Johanana zanaka lahin'i Hakatana" na "Johanana zanaka lahin'i Hakatana no mpitarika ireo taranak'i Azgada"
# ary nisy 110 lahy voatanisa niaraka taminy
"ary nisy 110 lahy voatanisa niaraka tamin'i Johanana"
# Ireo izay avy amin'ny taranak'i Adonikama
Ny teny hoe "ireo" dia manondro an'ireo mpitarika. DH: "Ireo mpitarika ny taranak'i Adonikama"
# Azgada
Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 2:11 io anaran-dehilahy io.
# Adonikama
Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 2:11 io anaran-dehilahy io.
# Bigvay
Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 2:1 io anaran-dehilahy io.
# enimpolo...fitopolo
"60 ... 70"