plt_tn/ezr/07/01.md

20 lines
599 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miverina any amin'i Arona, ilay mpisorona be voalohany ny tetiaran'i Ezra.
# niakatra avy tany Babylona i Ezra
Izay niakaran'i Ezra dia afaka ambara mazava. DH: "Niakatra tany Jerosalema i Ezra rehefa avy any Babylona"
# Seraia
Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 2:1 ihany io anaran-dehilahy io.
# Saloma
Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 2:40 ihany io anaran-dehilahy io.
# Azaria, Hilklay,...Zadoka, Ahitoba, Amaria, Azaria, Meraiota, Zerahia, Ozy, Boky, Abisoa, Finehasa, Eleazara
Ity lisitra ity dia anaran-dehilahy avokoa.