plt_tn/ezr/07/01.md

599 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miverina any amin'i Arona, ilay mpisorona be voalohany ny tetiaran'i Ezra.

niakatra avy tany Babylona i Ezra

Izay niakaran'i Ezra dia afaka ambara mazava. DH: "Niakatra tany Jerosalema i Ezra rehefa avy any Babylona"

Seraia

Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 2:1 ihany io anaran-dehilahy io.

Saloma

Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 2:40 ihany io anaran-dehilahy io.

Azaria, Hilklay,...Zadoka, Ahitoba, Amaria, Azaria, Meraiota, Zerahia, Ozy, Boky, Abisoa, Finehasa, Eleazara

Ity lisitra ity dia anaran-dehilahy avokoa.