# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miverina any amin'i Arona, ilay mpisorona be voalohany ny tetiaran'i Ezra. # niakatra avy tany Babylona i Ezra Izay niakaran'i Ezra dia afaka ambara mazava. DH: "Niakatra tany Jerosalema i Ezra rehefa avy any Babylona" # Seraia Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 2:1 ihany io anaran-dehilahy io. # Saloma Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 2:40 ihany io anaran-dehilahy io. # Azaria, Hilklay,...Zadoka, Ahitoba, Amaria, Azaria, Meraiota, Zerahia, Ozy, Boky, Abisoa, Finehasa, Eleazara Ity lisitra ity dia anaran-dehilahy avokoa.