plt_tn/ezr/06/11.md

24 lines
1.0 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity dia manomboka ny firaketana ny didin'i Kyrosy Mpanjaka fa nanangana indray ny tempolin'Andriamanitra tao Jerosalema ireo Jiosy, izay nanomboka tao amin'ny 6:3.
# tsy maintsy hanesorana andry iray eo amin'ny tranony ary tsy maintsy hahantona amin'izany izy. Ary tsy maintsy ho lasa fako mivangongo noho izany ny tranony
DH: "Mandidy ireo manam-boninahitro hanala andry iray amin'ny tranony sy hanantona azy eo amin'izany aho. Ka dia havadik'izy ireo ho fako mivangongo ny tranony"
# andry
tapaka hazo mafy, matanjaka, manohana ny tafon'ny trano iray
# hahantona
fantsihina eo
# izay manandra-tanana hanova...na hanimba
Ny fanandratana ny tanana dia manambara ny fiezahana sy ny fahasahiana hanao zavatra. DH: "izay miezaka hanova...na hanimba" na "izay sahy hanova...na hanimba"
# hanova izany lalàna izany
Ny anarana hoe "lalàna" dia afaka ambara amin'ny andianteny hoe "izay efa nandidiako." DH: "mba hanova izay efa nandidiako" na "mba hilaza fa efa nandidy zavatra hafa aho"