# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity dia manomboka ny firaketana ny didin'i Kyrosy Mpanjaka fa nanangana indray ny tempolin'Andriamanitra tao Jerosalema ireo Jiosy, izay nanomboka tao amin'ny 6:3. # tsy maintsy hanesorana andry iray eo amin'ny tranony ary tsy maintsy hahantona amin'izany izy. Ary tsy maintsy ho lasa fako mivangongo noho izany ny tranony DH: "Mandidy ireo manam-boninahitro hanala andry iray amin'ny tranony sy hanantona azy eo amin'izany aho. Ka dia havadik'izy ireo ho fako mivangongo ny tranony" # andry tapaka hazo mafy, matanjaka, manohana ny tafon'ny trano iray # hahantona fantsihina eo # izay manandra-tanana hanova...na hanimba Ny fanandratana ny tanana dia manambara ny fiezahana sy ny fahasahiana hanao zavatra. DH: "izay miezaka hanova...na hanimba" na "izay sahy hanova...na hanimba" # hanova izany lalàna izany Ny anarana hoe "lalàna" dia afaka ambara amin'ny andianteny hoe "izay efa nandidiako." DH: "mba hanova izay efa nandidiako" na "mba hilaza fa efa nandidy zavatra hafa aho"