plt_tn/ezr/05/17.md

12 lines
551 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola mitohy ny taratasy avy amin'i Tatenay ho an'ny mpanjaka izay nanomboka tao amin'ny 5:6. Efa mamarana ny filazany amin'ny mpanjaka izay nolazain'ireo Jodiana azy i Tatenay ary mangataka ny mpanjaka mba hijery raha marina izay nolazain'ireo Jodiana taminy.
# aoka ho zahana
DH: "Tiako ianao mba handefa olona hizaha izany olana izany"
# raha misy didy hanamboarana ilay tranon'Andriamanitra ao Jerosalema avy tamin'i Kyrosy mpanjaka ao
"raha misy firaketana izay namoahan'i Kyrosy mpanjaka lalàna ao"