plt_tn/ezr/05/17.md

551 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola mitohy ny taratasy avy amin'i Tatenay ho an'ny mpanjaka izay nanomboka tao amin'ny 5:6. Efa mamarana ny filazany amin'ny mpanjaka izay nolazain'ireo Jodiana azy i Tatenay ary mangataka ny mpanjaka mba hijery raha marina izay nolazain'ireo Jodiana taminy.

aoka ho zahana

DH: "Tiako ianao mba handefa olona hizaha izany olana izany"

raha misy didy hanamboarana ilay tranon'Andriamanitra ao Jerosalema avy tamin'i Kyrosy mpanjaka ao

"raha misy firaketana izay namoahan'i Kyrosy mpanjaka lalàna ao"