# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola mitohy ny taratasy avy amin'i Tatenay ho an'ny mpanjaka izay nanomboka tao amin'ny 5:6. Efa mamarana ny filazany amin'ny mpanjaka izay nolazain'ireo Jodiana azy i Tatenay ary mangataka ny mpanjaka mba hijery raha marina izay nolazain'ireo Jodiana taminy. # aoka ho zahana DH: "Tiako ianao mba handefa olona hizaha izany olana izany" # raha misy didy hanamboarana ilay tranon'Andriamanitra ao Jerosalema avy tamin'i Kyrosy mpanjaka ao "raha misy firaketana izay namoahan'i Kyrosy mpanjaka lalàna ao"