plt_tn/ezr/05/14.md

12 lines
431 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola mitohy ny taratasy avy amin'i Tatenay ho an'ny mpanjaka izay nanomboka tao amin'ny 5:6. Mbola manohy milaza amin'ny mpanjaka izay nolazain'ireo Jodiana taminy nanomboka tao amin'ny (5:11) i Tatenay.
# Ireo dia naveriny
Naverin'i Kyrosy mpanjaka ireo zavatry ny tempoly.
# Aoka ny tranon'Andriamanitra ho hatsangana
DH: "Tiako hanangana ny tranon'Andriamanitra indray ireo Jodiana"