plt_tn/ezr/05/14.md

431 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola mitohy ny taratasy avy amin'i Tatenay ho an'ny mpanjaka izay nanomboka tao amin'ny 5:6. Mbola manohy milaza amin'ny mpanjaka izay nolazain'ireo Jodiana taminy nanomboka tao amin'ny (5:11) i Tatenay.

Ireo dia naveriny

Naverin'i Kyrosy mpanjaka ireo zavatry ny tempoly.

Aoka ny tranon'Andriamanitra ho hatsangana

DH: "Tiako hanangana ny tranon'Andriamanitra indray ireo Jodiana"