# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mbola mitohy ny taratasy avy amin'i Tatenay ho an'ny mpanjaka izay nanomboka tao amin'ny 5:6. Mbola manohy milaza amin'ny mpanjaka izay nolazain'ireo Jodiana taminy nanomboka tao amin'ny (5:11) i Tatenay. # Ireo dia naveriny Naverin'i Kyrosy mpanjaka ireo zavatry ny tempoly. # Aoka ny tranon'Andriamanitra ho hatsangana DH: "Tiako hanangana ny tranon'Andriamanitra indray ireo Jodiana"