plt_tn/ezk/45/23.md

448 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo andriandahin'Israely.

fanatitra hohanina

Ity ihany koa dia antsoina hoe "fanatitra voa."

omby lahy fito sy ondry lahy tsy misy kilema

"omby lahy fito sy ondry lahy fito izay salama tanteraka"

efaha

Azonao ovaina fandrefesana amin'izao ity. DH: "roa amby roapolo litatra"

hina

Azonao ovaina fandrefesana amin'izao ity. DH: "efatra litatra"