plt_tn/ezk/45/23.md

20 lines
448 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo andriandahin'Israely.
# fanatitra hohanina
Ity ihany koa dia antsoina hoe "fanatitra voa."
# omby lahy fito sy ondry lahy tsy misy kilema
"omby lahy fito sy ondry lahy fito izay salama tanteraka"
# efaha
Azonao ovaina fandrefesana amin'izao ity. DH: "roa amby roapolo litatra"
# hina
Azonao ovaina fandrefesana amin'izao ity. DH: "efatra litatra"