# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ireo andriandahin'Israely. # fanatitra hohanina Ity ihany koa dia antsoina hoe "fanatitra voa." # omby lahy fito sy ondry lahy tsy misy kilema "omby lahy fito sy ondry lahy fito izay salama tanteraka" # efaha Azonao ovaina fandrefesana amin'izao ity. DH: "roa amby roapolo litatra" # hina Azonao ovaina fandrefesana amin'izao ity. DH: "efatra litatra"