plt_tn/ezk/44/10.md

20 lines
573 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny ankohonan'Israely.
# Mpanompo ao amin'ny fitoerako masina
"ho mpanompo ao amin'ny tempoliko"
# miandry ny vavahadin'ny trano
"fanaovana asa fiambenana eo amin'ireo vavahdin'ny trano"
# hijoro manoloana ny vahoaka izy ireo ka hanompo azy ireo
"hijoro manoloana ny vahoaka ireo Levita ireo, mba hahafahan'izy ireo manompo ny vahoaka"
# hatsangako ny tanako hianiana fianianana
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "nanandratra ny tanako mba hianiana fianianana" tao amin'ny 20:4.