# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny ankohonan'Israely. # Mpanompo ao amin'ny fitoerako masina "ho mpanompo ao amin'ny tempoliko" # miandry ny vavahadin'ny trano "fanaovana asa fiambenana eo amin'ireo vavahdin'ny trano" # hijoro manoloana ny vahoaka izy ireo ka hanompo azy ireo "hijoro manoloana ny vahoaka ireo Levita ireo, mba hahafahan'izy ireo manompo ny vahoaka" # hatsangako ny tanako hianiana fianianana Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "nanandratra ny tanako mba hianiana fianianana" tao amin'ny 20:4.