plt_tn/ezk/44/10.md

573 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'ny ankohonan'Israely.

Mpanompo ao amin'ny fitoerako masina

"ho mpanompo ao amin'ny tempoliko"

miandry ny vavahadin'ny trano

"fanaovana asa fiambenana eo amin'ireo vavahdin'ny trano"

hijoro manoloana ny vahoaka izy ireo ka hanompo azy ireo

"hijoro manoloana ny vahoaka ireo Levita ireo, mba hahafahan'izy ireo manompo ny vahoaka"

hatsangako ny tanako hianiana fianianana

Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "nanandratra ny tanako mba hianiana fianianana" tao amin'ny 20:4.