plt_tn/ezk/44/04.md

24 lines
532 B
Markdown

# Avy eo dia nentiny
Ireo mety ho heviny dia 1) "avy eo dia nentin'ilay lehilahy" na 2) "avy eo nentin'i Yaveh"
# indro
Ny teny hoe "indro" eto dia mampiseho fa Ezekiela dia gaga tamin'izay hitany.
# ny voninahitr'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:12.
# nikarapoka niankohoka
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:27.
# mandiniha tsara
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "atombeno ny sainao" tao amin'ny 40:3.
# ny didy amam-pitsipik'izany rehetra
"ireo toromarika rehetra momban'ny tranon'i Yaveh"