plt_tn/ezk/44/04.md

532 B

Avy eo dia nentiny

Ireo mety ho heviny dia 1) "avy eo dia nentin'ilay lehilahy" na 2) "avy eo nentin'i Yaveh"

indro

Ny teny hoe "indro" eto dia mampiseho fa Ezekiela dia gaga tamin'izay hitany.

ny voninahitr'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:12.

nikarapoka niankohoka

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:27.

mandiniha tsara

Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "atombeno ny sainao" tao amin'ny 40:3.

ny didy amam-pitsipik'izany rehetra

"ireo toromarika rehetra momban'ny tranon'i Yaveh"