# Avy eo dia nentiny Ireo mety ho heviny dia 1) "avy eo dia nentin'ilay lehilahy" na 2) "avy eo nentin'i Yaveh" # indro Ny teny hoe "indro" eto dia mampiseho fa Ezekiela dia gaga tamin'izay hitany. # ny voninahitr'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 3:12. # nikarapoka niankohoka Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 1:27. # mandiniha tsara Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "atombeno ny sainao" tao amin'ny 40:3. # ny didy amam-pitsipik'izany rehetra "ireo toromarika rehetra momban'ny tranon'i Yaveh"