plt_tn/ezk/43/01.md

12 lines
297 B
Markdown

# Indro!
Ny teny hoe "indro" eto dia manaitra antsika mba hifantoka amin'ny fampahafantarana manaraka.
# tahaka ny feon'ny rano maro
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "tahaka ny tabataban'ny rano mikoriana" tao amin'ny 1:24.
# namiratry ny voninahiny ny tany
"feno hazavana mamiratra ny tany"