plt_tn/ezk/43/01.md

297 B

Indro!

Ny teny hoe "indro" eto dia manaitra antsika mba hifantoka amin'ny fampahafantarana manaraka.

tahaka ny feon'ny rano maro

Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "tahaka ny tabataban'ny rano mikoriana" tao amin'ny 1:24.

namiratry ny voninahiny ny tany

"feno hazavana mamiratra ny tany"