# Indro! Ny teny hoe "indro" eto dia manaitra antsika mba hifantoka amin'ny fampahafantarana manaraka. # tahaka ny feon'ny rano maro Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "tahaka ny tabataban'ny rano mikoriana" tao amin'ny 1:24. # namiratry ny voninahiny ny tany "feno hazavana mamiratra ny tany"