plt_tn/ezk/40/28.md

36 lines
608 B
Markdown

# kianja anatiny
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 8:16.
# efitrano
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 40:5
# lavaraangana
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 8:16.
# hakiho
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "halavan'ny" tao amin'ny 40:5.
# dimampolo hakiho
eo amin'ny 27 metatra
# dimy amby roapolo hakiho
eo amin'ny 13,5 metatra
# dimy hakiho
eo amin'ny 2,7 metatra
# Izany lavarangana izany dia nanatrika ny kianja ivelany
Afaka niditra sy nivoaka izay avy eo amin'ny kianja ny olona
# niaraka tamin'ny sary sokitra hazo rofia
"ary nisy sary sokitra hazo rofia izany"