# kianja anatiny Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 8:16. # efitrano Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 40:5 # lavaraangana Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 8:16. # hakiho Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "halavan'ny" tao amin'ny 40:5. # dimampolo hakiho eo amin'ny 27 metatra # dimy amby roapolo hakiho eo amin'ny 13,5 metatra # dimy hakiho eo amin'ny 2,7 metatra # Izany lavarangana izany dia nanatrika ny kianja ivelany Afaka niditra sy nivoaka izay avy eo amin'ny kianja ny olona # niaraka tamin'ny sary sokitra hazo rofia "ary nisy sary sokitra hazo rofia izany"