plt_tn/ezk/40/28.md

608 B

kianja anatiny

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 8:16.

efitrano

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 40:5

lavaraangana

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 8:16.

hakiho

Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "halavan'ny" tao amin'ny 40:5.

dimampolo hakiho

eo amin'ny 27 metatra

dimy amby roapolo hakiho

eo amin'ny 13,5 metatra

dimy hakiho

eo amin'ny 2,7 metatra

Izany lavarangana izany dia nanatrika ny kianja ivelany

Afaka niditra sy nivoaka izay avy eo amin'ny kianja ny olona

niaraka tamin'ny sary sokitra hazo rofia

"ary nisy sary sokitra hazo rofia izany"