plt_tn/ezk/40/17.md

24 lines
480 B
Markdown

# kianja ivelany
Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 10:3.
# Indro
Ny teny hoe "indro" eto dia mampiseho antsika fa Ezekiela dia nahita zavatra mahaliana.
# rarivato
rihana fisaka izay vita amin'ny vatolampy
# niaraka tamina efitrano telopolo teo anilan'ilay rarivato
DH: "ary nisy efitra telopolo nanodidina an'ilay rarivato"
# zato hakiho
eo amin'ny efatra amby dimampolo metatra.
# hakiho
Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "halavan'ny" hakiho tao amin'ny 40:5.