plt_tn/ezk/40/17.md

480 B

kianja ivelany

Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 10:3.

Indro

Ny teny hoe "indro" eto dia mampiseho antsika fa Ezekiela dia nahita zavatra mahaliana.

rarivato

rihana fisaka izay vita amin'ny vatolampy

niaraka tamina efitrano telopolo teo anilan'ilay rarivato

DH: "ary nisy efitra telopolo nanodidina an'ilay rarivato"

zato hakiho

eo amin'ny efatra amby dimampolo metatra.

hakiho

Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "halavan'ny" hakiho tao amin'ny 40:5.