# kianja ivelany Jereo ny fomba nandikanao ity tao amin'ny 10:3. # Indro Ny teny hoe "indro" eto dia mampiseho antsika fa Ezekiela dia nahita zavatra mahaliana. # rarivato rihana fisaka izay vita amin'ny vatolampy # niaraka tamina efitrano telopolo teo anilan'ilay rarivato DH: "ary nisy efitra telopolo nanodidina an'ilay rarivato" # zato hakiho eo amin'ny efatra amby dimampolo metatra. # hakiho Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "halavan'ny" hakiho tao amin'ny 40:5.