plt_tn/ezk/38/17.md

362 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy manome an'i Ezekiela ny hafany amin'i Goga.

Tsy ianao ve ilay iray izay ... azy ireo?

Mampiasa ity fanontaniana ity Yaveh mba hanamafisana fa Izy ilay iray izay nitondra an'i Goga ho any amin'ny tanin'Israely. DH: "Ianao ilay iray izay ... azy ireo."

hanohitra azy ireo

"hanohitra ny vahoakan'Israely"